|
|
|
|

Entrée1  savaranonando
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.62#918] Lahateny am-bava na an-tsoratra entina manolotra sy mamariparitra mialoha ny tena votoatin-dresaka ao amin' ny boky na ny lahatsoratra.
Explications en anglais  4  [3.1] preamble
Explications en français  5  [1.13] préambule
Exemples  6  ary ny savaranonando dia manoritra mazava ny soatoavin' ny vahoaka malagasy, dia ny fihavanana sy ny finoana an' Andriamanitra Andriananahary. [4.27#]

Mis à jour le 2024/12/07